double summer time
Apparence
Anglisy
[Ovay]Anarana iombonana
double summer time
- Ny famindrana ny famantaranandro ho adiny roa mialoha ny ora ririnina amin'ny fahavaratra fa tsy adiny iray toy ny mahazatra; nampiasaina indrindra nandritra ny Ady Lehibe II tany Royaume-Uni
- “double summer time”, in Lexico, Dictionary.com; Oxford University Press, 2019–present.
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy double summer time tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)