fandovana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « fandovana » Etimôlôjia

Avy amin'ny fototeny lo

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 fandovako fandovanay, fandovantsika
2 fandovanao fandovanareo
3 fandovany fandovan-jareo
fandovanjareo
K- fandovan'
fandovan-
fandovam-

fandovana  ♦ X-SAMPA : fanduvánḁ

  1. Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny[1]

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 fandovako fandovanay, fandovantsika
2 fandovanao fandovanareo
3 fandovany fandovan-jareo
fandovanjareo
K- fandovan'
fandovan-
fandovam-

fandiivana fandúvanạ

  1. Fanaovana izay hahatonga lo[2]

Wiki puzzle.svg Anagrama

  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison
  2. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison