fanitia

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Jereo koa : fañitia

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « fanitia » Etimôlôjia

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 fanitiako fanitianay, fanitiantsika
2 fanitianao fanitianareo
3 fanitiany fanitian-jareo
K- fanitian'
fanitian-
fanitiam-

fanitia fanitiạ

  1. Hazo apetaka eo amin'ny nonon'ny lakana mba hitsatohan'ny salazany.

Fivaditsoratra

Dikan-teny