Hankany amin'ny vontoatiny

godparent

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

godparent

  1. Ilay voatendry ho mpiambina ny zaza raha maty ny ray aman-dreniny
  2. olona iray izay, amin'ny lanonana fanomezana anarana na batisa ny zaza, manaiky hanampy amin'ny fitaizana ny zaza, voalohany indrindra amin'ny resaka fivoarany ara-pivavahana

Tsiahy