hetry
Apparence
Malagasy
[Ovay]Mpamaritra
hetry ♦ X-SAMPA : ʔet͡ʂʲ ⋅ (sokajin-drima ‑et͡ʂʲ)
- p. t.: Fohy sady tsy mitombo; iva sady kely: Hazo he try.
- M.h.: Keliantitra, kambety kely, vatokely, botry. Hetrika, Hetriketrika a: Entimilaza ny feon'ny vary madiva ho ritra sy ho masaka.