la-

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Arrowyellow.png Jereo koa : -la, la, , , , , , lạ, lả, ła, łà, la, la

Zolo[Ovay]

Open book 01.svg Tovona

la-  ♦ X-SAMPA : AAI :

fanononana ?
...
(Sary)
  1. ny Avy amin'ny dikantenin'i of teo amin'i Wikibolana anglisy.

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « la- » Etimolojia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 la-ko la-nay, la-ntsika
2 la-nao la-nareo
3 la-ny la-njareo
la-  ♦ X-SAMPA : AAI : lạ
...
(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑ḁ)

  1. Fototeny milaza tsi-fanekena, fanoherana, fikirizana,

tsy hanaiky, tsy hanao. (Rahefa asiana tovona hakambana aminy izy dia miova ho D ny L voalohany, araka ny efa voazava etsy ambony amin'ny hoe L = D). -- Indreto ny teny niaviany: Soehily la (tsy, tsia); Mag. enda (tsia), menda (mandà); Tir. enda (tsia); Maley enggan (mandà).

  1. >
  2.  Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy;

tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany. Tovona: man, maha, mampan, mifan, mampifan, fan, mpan.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Litera 1
Litera 2

Dikan-teny

{{}} :