maharikoriko

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « maharikoriko » Etimôlôjia

Open book 01.svg Mpamaritra

maharikoriko maʔaɾikuɾikʷ

  1. (rikoriko) p.t: Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton'itỳ zaza
  2. Maharikoriko ahy ny toetran'iny olona tsy valahara iny.
  3. M. h.: Mahadikidiky, mahaboboka.

Wiki puzzle.svg Fivaditsoratra

Dikan-teny {{}} :