mahatsikaiky

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mahatsikaiky » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

mahatsikaiky AAI : maʔatsikʲaikʲ

...
(Sary)
  1. (tsikaiky) p. t.: Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na mahate haneso amin'ny bika aman'endriny na amin'ny fihetsiny: Mahatsikaiky Ra-matou iny amin'izato akanjony ambony lohalika
  2. M.h.: Mampihomehy, fihomehezana, fanalana andro, fanaraby.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Litera 10

Dikan-teny

  1. romainina : caraghios

{{}} :