mahidy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mahidy » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

mahidy AAI : maʔidʲ

...
(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑idʲ)

  1. (hidy) p.t.: Mitsitsy tafahoatra; mahihitra.
  2. M.h.: Kahidy, mahihitra, kahihitra, kafiry, matsitsy, makikitra, mafirana, katity, kely hiratra, kely tanana, kely hoho, mafy fonosana, tiatia kely, mihïrim-belona, mamaky akotry, mandidy sofin' amalona, manjaitra atody.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny {{}} :