mamaky

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « mamaky » Etimôlôjia

Open book 01.svg Matoanteny

mamaky mamakʲ ⋅ (sokajin-drima ‑amakʲ)

  1. Mampiseho ho fantatry ny be sy ny maro
    • Mamaky boky ny ankizy.
  2. Manapotika zavatra amin'ny fandonana azy amina zavatra mafy
    • Mamaky atody amin'ny vato i Rajaona.
  3. Mampitresaka, manasaka
    • Tezitra izy ka namaky finday tamin'ny rindrina.
  4. Manimba, mandroba na mandrava
    • Tratra ireo mpangalatra namaky fiara

Wiki puzzle.svg Anagrama