manahy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 manahiko manahinay, manahintsika
2 manahinao manahinareo
3 manahiny manahin-jareo
manahinjareo
K- manahin'
manahin-
manahim-

manahy  ♦ X-SAMPA : manaʔʲ

  1. (hahy) Mamelatra zavatra amin'ny toerana azon'ny masoandro hahamaina azy.
  2. (ahy) Manana eritreritra be ny amina zavatra na olona.

Wiki puzzle.svg Anagrama