manenjika

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « manenjika » Etimôlôjia

Open book 01.svg Matoanteny

manenjika manend͡zikʲạ ⋅ (sokajin-drima ‑end͡zikʲḁ)

  1. manaraka
  2. mampijalijaly olona
  3. mihazakazaka avy aorian' ny olona iray
  4. manaraka hatrany
  5. mihaza
  6. mamely an-kolaka na mivantana