mangirifiry

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mangirifiry » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

mangirifiry AAI : mangiɾifiɾʲ

...
(Sary)

⋅ (sokajin-drima ‑ifiɾʲ)

  1. (hirifiry) p.t.: Manaintaina; mahatonga fanaintainana: Mangirifiry ahy mafy io may io.
  2. Voatsaingoka, voatsindrontsindrona: Mangirifiry ny masoko voan' ilay gaza tao.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Litera 9

Dikan-teny

  1. grika : επίπονος
  2. finoa : tuskallinen, kivulias
  3. hongariana : fájdalmas
  4. nerlandey : smartelijk
  5. portogey : extenuante
  6. romainina : dureros
  7. japoney : せつない

{{}} :