mihalontralona

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mihalontralona » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

mihalontralona AAI : miʔalunt͡ʂalunạ

...
(Sary)
  1. (halohalo) mt. s.: Mamirapiratra sady mivalombalona toa onjan-drano: Mahafinaritra ahy ity lamba ity fa toa mihalontralona izany amin'ny alina.
  2. Mamiratra mipendrampendrana: Mihalontralona ny kintana eny ana habakabaka.

Wiki puzzle.svg Anagrama

Dikan-teny

  1. afrikaans : lys
  2. alemaina : hell
  3. anglisy : bright
  4. anglisy : hell
  5. arabo : لامع
  6. biolgara : ярък
  7. danisy : lys
  8. espaniola : claro
  9. finoa : kirkas
  10. gojaraty : તેજસ્વી
  11. hindi : उज्ज्वल
  12. indonezianina : neraka
  13. islandey : bjartur
  14. italiana : brillante
  15. japoney : 明るい
  16. kannara : ಪ್ರಕಾಶಮಾನವಾದ
  17. koreana : 밝다
  18. norvejiana : livlig
  19. portogey : claro
  20. rosy : яркий
  21. soedoa : klar
  22. tailandey : สว่าง
  23. tamily : நரகத்தில்
  24. telogo : ప్రకాశవంతమైన
  25. tiorka : parlak
  26. vietnamiana : sáng

{{}} :