mikarantsana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mikarantsana »Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

mikarantsana AAI : mikʲaɾantsanạ

...
(Sary)
  1. (karantsana) mt, s. na p. t.: Enti-milaza feo a-vo sy mazava tsara, tsy misy migarera na farimparina: Mikarantsana ny feon'io zazalahy io rehefa mihira
  2. Mikiririoka: Mikarantsana io vehivavy io raha miteny.

Wiki puzzle.svg Anagrama