mitehina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mitehina » Etimolojia

Open book 01.svg Matoanteny

mitehina AAI : miteʔinạ

...
(Sary)
  1. (tehina) mt, s. (mitehena): Mitondra tehina: Taloha noheoerina ho fihaingoana fatratra ny mitehina. • Miankina: Mitehena amiko ianao raha mbola tsY afaka mandeha tsara. 1 Manosika lakana amin'ny tehin-dakana. - F,-p.: Mitehin-doha: ilazana ny lakana izay avy- any an-dohany no ivoizana azy — enti-milaza koa ny fiandohan'ny fahatongavana: Mitehin-doha ny lohataona: manomboka na miand'oha ho tonga ny lohataona. / Mitehin-kiho: manao ny tanana toa manery na mitehina ny valahana. / Mitehin-ko lehibe: miantombokaho lehibe.

Wiki puzzle.svg Anagrama