mitoetra

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « mitoetra »Etimolojia

Open book 01.svg Matoanteny

mitoetra AAI : mituet͡ʂạ

...
(Sary)
  1. (toetra)mat. s. (mitoera): Monina, mipetraka: Mitoetra amin'ny trano mahafinaritra izy. / Aiza ianareo no mitoetra? 1 Mipetraka: A-za mitoetra eo amin'ny uaua rivotra eo. • Mijanona: Nitoetra herinandro tany Fianarantsoa izahay mirahalahy. •Mitombina: Nitsanga-nitoeira Rakoto niandry ny zanany ho tonga. - F.-p.: Mitoe-jaza: enti-milaza ny vehivavy vao manomboka hanan-janaka ao an-kibony, izany hoe vao torontoronin-jaza.

Wiki puzzle.svg Anagrama

\n