Aller au contenu

nativitas

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Latina

[Ovay]

Anarana iombonana

nativitas

  1. Fahaterahana, fiterahana
  2. fanambarana (ampiasaina miaraka amin'ny "annuntiatio")
  3. noely, ny Noely: andro fankalazana ny nahaterahan'i Jesoa Kristy
  4. vanim-potoanan'ny Noely, ny roa ambin'ny folo andro amin'ny Noely: ny vanim-potoana na ny fotoana eo anelanelan'ny Noely sy ny Epifania

Fanononana

Tsiahy

  • Erreur Lua dans Module:R:Perseus à la ligne 164 : attempt to index field '?' (a nil value).Charlton T. Lewis and Charles Short (1879) A Latin Dictionary, Oxford: Clarendon Press
  • nativitas in Charles du Fresne du Cange’s Glossarium Mediæ et Infimæ Latinitatis (augmented edition with additions by D. P. Carpenterius, Adelungius and others, edited by Léopold Favre, 1883–1887)
  • nativitas in Gaffiot, Félix (1934) Dictionnaire illustré Latin-Français, Hachette
  • Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy nativitas tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)