Aller au contenu

potraka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Jereo koa : -potraka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « potraka » Etimôlôjia

Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 potrako potrakay, potratsika
2 potrakao potrakareo
3 potrany potran-jareo

potraka  ♦ X-SAMPA : put͡ʂakạ ⋅ (sokajin-drima ‑akḁ)

  1. Lavo: Nisolafaka izy ka potrakaNy ketraka mora mivarina / Miroraka tong [...]Nianjera: Potraka avy teny an-davaran [...]Miongana, mihem-boninahitra, nesorina am [...]Mitovy hevitra: lavo, mianjera, mibolaly, mibolila, mibolisatra, mibolasitra, misolifaka, misolafaka, misobilatra, misolifatra, mitsirara, mitsingoana, miongana, midaboka, miantonta, mitrosina, mitrotrongy, mitsinkasina, mitotongana, mitsingidina, mitsingadina, mitsingatotra, mitsimbadika, mikodia, mikodingy, mikodingidingy, mivalangitrika, midaboboka, midalaboboka, mitalaboboka, midaroboka, midarofoka, mivadika, mihohoka, miantofoka, mitatavoka, miankarapoka
    • (Ohatra tsy ampy)