ranonorana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « ranonorana » Etimôlôjia

Open book 01.svg Anarana iombonana

Singiolary Ploraly
1 ranonorako ranonoranay, ranonorantsika
2 ranonoranao ranonoranareo
3 ranonorany ranonoran-jareo
ranonoranjareo
K- ranonoran'
ranonoran-
ranonoram-

ranonorana  ♦ X-SAMPA : AAI : ɾanunuɾanạ

...
(Sary)
  1. Rahona amin'ny soson-drivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin'ny tany
    • (Ohatra tsy ampy)