reasonable

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy[Ovay]

Mpamaritra

reasonable

  1. zavatra ara-drariny; tsy miangatra; azo ekena
  2. zavatra mahafa-po
  3. zavatra tsy lafo vidy; vidiny mirary
  4. zavatra tsy mihoa-pampana na tafahoatra; ao anatin'ny fetra voafetra; mety

Fanononana

  • AAI(lakile): /ˈɹiː.zən.ə.bəl/, /ˈɹiːz.nə.bəl/

Tsiahy