sariaka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « sariaka » Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

sariaka AAI : saɾiakạ

...
(Sary)
  1. na Sariadriaka p.t.: Falifaly lava, tia resaka sy mitsikitsiky: 0lona sariaka iny namanao iny ka mahafinaritra ny miaraka aminy. - t.i.f•: Tafasariaka
  2. misariaka, fisariaka, mpisariaka I mahasariaka.

Wiki puzzle.svg Anagrama