Hankany amin'ny vontoatiny

tariby

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

tariby

  1. Fitaovana ampiasaina amin'ny finday.
    • Nisy tamin'ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany.
  2. Vy izay namboarina ho manify toy ny kofehy na tady, ary ampiasaina amin'ny zavatra maro samihafa.