tsara

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « tsara »Etimolojia

Open book 01.svg Mpamaritra

tsara  ♦ X-SAMPA : /X-SAMPA ?/ AAI : tsaɾạ

(Sary)
  1. p.t.: Mahafinaritra jeu-na: Tsara izany raha trano,
  2. Manana toetra maha-izy azy: Fanjaitra tsara. * Manana toetra takin'ny raharahany, mahafatra-po: Mpampianatra tsara; renim-pianakaviana tsara, • Manana ny toetra ilaina ara-pitondran-tena; tsy misy hokianina: Olona tsara Rakoto. ? Vita tomombana ka mahatonga higàga; kanto: Tsara izay lahateny nataon-dRakoto izay! • Soa, mahasoa: Tsara ny heuitra nomeny ahy. • Mahomby, mahasoa, misy vokany: Fanafody tsara; famaizana tsara.
  3. Mety: Tsara ny mangina raha misy miteny. i t,if: Hatsaraina, voatsara
  4. manatsara, fanatsara, mpanatsara
  5. anatsarana, fanatsarana
  6. mahatsara I mihatsara
  7. hatsara, hatsarana, fahatsarana. - F.p,: Manao tsara ihany Andriana: fiarahabana fanao amin'ny mpanjaka.
  8. Tsara fanahy: enti-milaza toetra mendrika, malemy fanahy ary manana fandavan-tena hanasoa ny hafa.
  9. Tsara fa tsy angatra: filazana fa tena tsars fa tsy fanatsarana fotsiny.
  10. Tsara fo: ilazana ny olona miramirana, tsy mba tezitezi-poana ary mora mamela ny hadisoan'ny sasany taminy.
  11. Tsara tany: ilazana ny olona tsy miadiady amin'ny hafa ka tian'ny mpiara-monina.
  12. Tsara va, Tompoko: fiarahabana fanao raha Andriana ilay arahabaina.
  13. Veloma soava tsarà: sady fanaovam-beloma no firarian-tsoa.
  14. M.h.: Tsara fanahy, malemy fanahy, malemy paika, mazava fo, mazava saina, tsopo, antra olona, be indrafo, malala-tanana, mora hatonina, mora hiraharahana, mamy hoditra, mahafoy tena, be fahafoizan-tena, mahay mandray olona, mahay olona, manana hatsaram-panahy, tsara toetra, olo-marina, olom-banona, fototr'olona. — Tsara tarehy, meva, noro, mahafinaritra, mahafatifaty, misy endrika, mahatehotia, hafa kely, baondy, loditra, sady taviny no volony.

Wiki puzzle.svg Anagrama

  1. loksamborgisy : léif
  2. malayalam : ഉറവ, ഊറ്റ്, കിണർ
  3. kazàka : жақсы,
  4. limborgisy : good, pöt,
  5. kitsoà : sumaq,
  6. sisilianina : bona, bonu,
  7. silaovaka : dobrý, pekný,
  8. tatara : яхшы,
  9. Endrika:xxt : sámar
  10. tajiky : беҳ
  11. sranan tongo : sote
  12. bôsniaka : dobar
  13. tiriô : kure
  14. maori : reka
  15. Endrika:udm : ӟеч
  16. sinoa :
  17. gôtika : 𐍅𐌰𐌹𐌻𐌰, 𐌲𐍉𐌸𐍃
  18. malagasy : tsara
  19. tamily : நன்மை, நன்று, அறம், நன்றாக
  20. kabardianina : фӀы
  21. armeniana : բարյավ, բարվոք, ջրհոր
  22. papiamento : bon
  23. sikaotisy : aucht
  24. tok pisin : gutpela, naispela, gut
  25. frantsay taloha : chatel, agourmandé, bor
  26. iakoty : үчүгэй, сөп
  27. Endrika:shp : jakon
  28. bambara : sɛbɛ, duman
  29. ebreo taloha : טוב
  30. aromainina : bunã
  31. tagalaoga : buweno
  32. telogo : అభిమానము, నీతి, పసందు, మంచి, మంచిది, శక్తివంతము, నుయ్యి, బావి, తాజా, అంగీకార యోగ్యమైన, బాగు
  33. alemàna ambony taloha : guot
  34. letôna : labvēlīgs, lieti
  35. bretôna : mad, puñs, mat
  36. interlingua : acceptabile, ben
  37. hindi : ख़ूब
  38. pasitoa : جوړ
  39. ngazidja : -ema
  40. venisianina : pułito
  41. ido : bone, bona, posedo, imprim-permiso
  42. kimera : អណ្ដូង
  43. adigey : цӀу, шӀу, шӏу
  44. belarosiana : добры
  45. azeri : quyu
  46. wichita : acs
  47. kôrsa : , bonu
  48. ladin : ben
  49. Endrika:ae : 𐬵𐬎
  50. sanskrity : स्वस्ति, कूप
  51. eoskara : atsegin, on
  52. wallon : bén
  53. arabo : بخير, حسنًا, جيداً, بئر, جيدًا, جيدا
  54. tailandey : ดี, สบาย, ให้ดี
  55. astoriana : aceptable
  56. maya an'i Yucatán : uts, hach
  57. kannara : ಚೆನ್ನಾಗಿ
  58. romantsa : bung
  59. silaovena : vodnjak, no, dober, torej
  60. grika : απόκτημα, κατοχή, νομή, αγαθός, νερομάνα, λοιπόν, καλώς, ωραία
  61. islandey : í lagi, góður, góð, jæja
  62. bas-sorabe : dobry
  63. norvejiana : flink, brønn, god, sympatisk, antakelig
  64. yiddish : גוט
  65. koreana : 우물, 좋다, 좋은
  66. indonezianina : memahami, harta, bajik, bagus, pahami, baik, budi, barang
  67. Endrika:kvc : doko
  68. tseka : dobrý, dobře, milý, přijatelný, no, zdravý, hezký
  69. mongoly tantsisiny : ᠰᠠᠢᠢᠨ
  70. karelianina : kaivo
  71. Endrika:chm : поро
  72. nerlandey : goede, zeer, acceptabel, knappe, aantrekkelijke, mooie, aanvaardbaar, goed, okee
  73. espaniola : anda, vaya, buen, muy, aceptable, buenos, bien, mucho, posesión, simpático, bueno, posesión
  74. soahily : mzuri, nzuri, vema, zuri, sana
  75. italiana : assai, accettabile, possessione, buono, accettevole
  76. litoanianina : sveika, na
  77. wolof : baax
  78. valesa : blasus, iachus, derbyniol, mad, cymeradwy
  79. finoa : sympaattinen, hyväksyttävä, no, kampe, pursuta, hyvä, tuota, hyvä
  80. frizôna : bot, goed
  81. galisiana : aceptable
  82. ahtena : gheli
  83. boromesa : ရေတွင်း, တွင်း
  84. albaney : birko, mirë, pus, ubël
  85. abkaza : абзиа
  86. tiorka : yakşı, güzel, makbul, kabul edilebilir, iyice
  87. biselamara : gud
  88. Endrika:odt : guot
  89. katalana : bona, acceptable, possessió, ben, bo, , possessió, simpàtic
  90. kiorda : çak, çê, qenc, xweş, baş, بیر
  91. latina : rectē, maximē, bonus, susceptibilis, probē
  92. sinoa mandarina : , 哪个, 那麽, , 啊哈
  93. afrikaans : gaaf, goed
  94. koyukon : zooʼ
  95. feroianina : góður, frægur, væl
  96. hebreo : יעיל, וואלה, בְאֵר, נעה, נחמד, נחמדה, באר
  97. oigoro : ياخشى
  98. vietnamiana : giỏi, xinh, tốt, hàng hoá, khỏe, cũng, sáng sủa
  99. zolo : kakhulu
  100. ôksitana : fòrça, ben, plan, bon
  101. poloney : dobroć, no, cóż, dobry, nieźle, hm, zdrowy
  102. estoniana : hästi, vastuvõetav, kena, meeldiv, tõsiselt
  103. asirianina : בארא, טובא
  104. alemaina : sehr, Gut, akzeptabel, Gutschein, annehmbar, gut, mindestens
  105. jeôrjiana : კაი, კარგი
  106. esperanto : bono, bone, bona, akceptebla, posedo
  107. oridoa : اچھا, شبھ
  108. fiteny maro : , ,
  109. tsalakia : ᎣᏍᏛ
  110. danisy : , pæn, brønd, god, acceptabel
  111. mirandey : buono, mui
  112. biolgara : добра, добро, приятна, приятно, добре, допустим, приемлив, кладенец, благо
  113. eromanga : armai
  114. kaornisy : kemeradow, da
  115. anglisy : Bine, nice, okay, possession, good, well
  116. soedoa : innehav, nämen, snäll, accepterad, mycket, välsmakande, duglig, passande, hart, rätt, tja, uppriktig, bra, antagen, lämplig, god, duktig, acceptabel, just, ärlig, väl, nog, godtagbar, sympatisk, många, gott, godhjärtad, förmånlig
  117. same tavaratra : buorre
  118. topi : catu
  119. japoney : , いい, 収得, 良い, にじみ出る, 親切, , 元気, 上手い, 良く, 井戸, 快い
  120. hongariana : , birtoklás, elfogadható, kút, megszállottság
  121. kasiobianina : bëlno
  122. okrainianina : добрий, добре
  123. songay : alher, baytal, gumo, labas
  124. rosy : значит, хорошо, хороший, ну, неплохой, приемлемый, благой, как следует
  125. persana : خیر, پسندیده, دلپذیر, چاه
  126. pikarda : bienveigner, boin, bin
  127. romainina : puț, foarte, acceptabil, bun
  128. portogey : vertente, mui, agradável, bem, poço, bom, cacimba, aceitável
  129. gaelika sikaotisy : math, deagh, laghach