while

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Anglisy[Ovay]

Origine et histoire de « while » Etimolojia

Avy amin'i anglisy taloha hwīl, avy amin'my prôtô-jermanika *hwīlō (jereo ny nerlandey wijl, ny alemana ambany Wiel, alemana Weile), avy amin'ny indô-eorôpeana *kʷyeh₁- (“mandry”). Teny mitovy amin'ny teny albaniana sillë (“sakafo maraina”), ny latina tranquillus, ny sanskrity चिर (cirá).

Open book 01.svg Anarana iombonana

while  ♦ X-SAMPA : AAI : /waɪl/

...
(Sary)
  1. fitoana, fotoana, segondra, andro
    He has been lecturing for quite a long while.
    (Efa ela be izy no nampianatra.)