zaikakelim-pamoahankevitra
Apparence
Jereo koa : zaikakelim-pamoahan-kevitra |
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
zaikakelim-pamoahankevitra ♦ X-SAMPA : zaikʲakelim͡pamuaʔaŋ͡kevit͡ʂḁ
- Adihevitra madinika ataon'ny mpihaona mba hanangonana ny hevitra mety hamahana olana manokana. Ho an'ny tsipelina hafa, jereo zaikakelim-pamoahan-kevitra.
- Nikarakara zaikakelim-pamoahankevitra (brainstorming) ireo mpanakanto vitsivitsy tamin'ny Fihaonan'ny Bilaogera Arabo, ny tanjon'izany dia ny ahatongavana aminà tetikasa ara-java-kanto ifandrimbonana mba haseho tamin'ny androm-pihaonana farany. [ http://mg.globalvoicesonline.org/2014/03/03/58317/ (loharano)]
Dikan-teny
- anglisy : brainstorming