zandrilahy

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

Malagasy[Ovay]

Origine et histoire de « zandrilahy » Etimolojia

EB1911A-pict1.png Raha fantatrao ny etimôlôjian’ ity teny ity mba ampio ilay izy azafady araka ny toromarika misy eto.

Open book 01.svg Anarana iombonana

zandrilahy AAI : zanɖ͡ʐilaʔʲ

...
(Sary)
  1. Zandrilahy no fiantso ny rahalahy kely taona noho ny tena, na koa lehilahy tsy iray tampo nefa mbola kely taona noho ny tena. Mari-panajàna ny fiantsoana olona anankiray ho zandrilahy
Singiolary Ploraly
1 zandrilahiko zandrilahinay, zandrilahintsika
2 zandrilahinao zandrilahinareo
3 zandrilahiny zandrilahinjareo

Dikan-teny

Dikan-teny tsy ampy

anglisy : Little brother
espaniola : hermano
frantsay : Petit frère

Wiki puzzle.svg Anagrama

Litera 8
Litera 9

Dikan-teny