trondro

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Aller à la navigation Aller à la recherche

Malagasy[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « trondro » Etimôlôjia

EB1911A-pict1.png Raha fantatrao ny etimôlôjian’ ity teny ity mba ampio ilay izy azafady araka ny toromarika misy eto.


Open book 01.svg Anarana iombonana

trondro

  1. Biby miaina anaty rano fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano