Wiktionary:statistika

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Hanketo: Fikarohana, karohy
3 900 000 4 000 000 4 100 000
 Teny iditra 4 012 342 


Ity pejy ity dia pejy statistika mikasika ny fiteny rehetra misy ato amin'ny wikibolana. Ny elanelam-potoana ivaozan'ity pejy ity dia mbola lehibe kokoa nohon'ny pejy tena statistika, ka noho izany, aza taitra raha ohatra ka diso ny isa miseho ato.

Statistika amin'ny fiteny rehetra[Ovay]

Ity tabilao eto ambany ity dia tsy maneho ny fiteny rehetra misy ato amin'i Wikibolana. Eo amin'ny renisokajy mikasika ny fiteny rehetra no tena ahitana ny fiteny rehetra ary ny isan'ny teny iditra ananan'ireo fiteny tsirairay ireo eto amin'ity tranonkala ity.

Statistikan'ny wikibolana hafa[Ovay]

Ity pejy ity, izay avaozina indroa isan'andro dia ahitana ny fandrosoan'ny Wikibolana amin'ny teny vahinin'i WMF.

Fandrosoan'ny fiteny vahiny eto amin'ity Wikibolana ity[Ovay]

Amin'ny tabilao eo ambany no ahitana ny isan'ny teny iditra amin'ny teny vahiny izay manana ny teny famaritana na dikan-teny amin'ny teny malagasy. Ilaina fantarina fa tsy ny fiteny rehetra akory no hita eo, fa fiteny sasantsasany fotsiny.


Fiteny Teny iditra
abenaki tatsinanana 39
abkaza 274
adigey 2 182
afara 307
afrikaans 3 298
ahtena 48
akadianina 123
akan 52
alabama 136
albaney 3 968
alemaina 30 258
alemanika 194
aleoty 91
alotaoro 19
alzasiana 21
ama 32
amharika 374
aneityum 25
anglisy 56 016
anglisy taloha 1 536
anglô-normandy 153
angolar 13
apatsy lipan 23
arabo 5 880
arabo ejipisianina 98
arabo marôkanina 31
aragonesa 405
araki 203
arapaho 131
arikara 110
armeniana 7 932
aromainina 1 502
aromanina 14
arpitanina 1 485
asamey 485
asirianina 1 283
astoriana 2 633
avar 246
avokaya 19
aymara 177
azeri 2 302
bagvalal 17
bali 125
bambara 1 491
bashgali 12
bashkir 1 232
belarosiana 2 535
beng 12
bengali 3 702
bihari 17
biloxi 18
biolgara 104 459
biselamara 83
blackfoot 34
boginesa 70
boromesa 1 889
bretôna 3 425
bulum 12
bunun 24
bôrô 15
bôsniaka 546
crow 45
côông 12
dakota 446
dalmasianina 697
danisy 15 799
darkinjung 61
dayak ngaju 32
dena'ina 19
dhuwal 25
diola 11
divehi 153
doalà 85
dulangan manobo 88
dzongkha 46
ebreo 9
ebreo taloha 899
ejipsianina taloha 583
emae 15
en 3
eoskara 2 455
eromanga 31
espaniola 185 724
espaniola jiosy 786
esperanto 47 858
estoniana 6 341
eve 331
fala 29
fenisianina 78
feroianina 4 170
fijianina 231
finoa 39 425
fiteny maro 1 549
folofode 74
fon 590
franc-comtois 198
frantsay 344 955
frantsay kadianina 15
frantsay taloha 3 881
friolàna 1 095
frizôna 2 655
gaelika sikaotisy 2 818
gaelita irlandey 4 624
galisiana 4 073
gan 19
goarani 235
goarani mbyá 12
goitsiny 89
gojajara 12
gojaraty 3 327
grika 11 343
grika taloha 2 836
gôtika 1 080
haisianina 753
haosà 456
hawaiianina 468
hidatsà 48
hiligaynon 827
hmong 38
ho-chunk 117
honde 196
hongariana 13 486
idi 12
ido 12 623
igbo 39
igede 15
ikpeng 23
inabaknon 107
indonezianina 11 230
inopiàka 63
interlingua 1 792
interlingue 304
inuktitut 830
iraqw 47
irlandey taloha 15
islandey 7 037
istrô-romainina 64
italiana 44 244
japoney 19 109
javaney 563
jeôrjiana 6 020
jiosy-tat 16
kaapor 22
kado 39
kahoila 280
kakabe 12
kalalisoty 461
kaldeanina aramaìka vaovao 15
kalenjinina 17
kannara 3 138
kansa 43
kantoney 465
kaornisy 961
kapingamarangi 19
karelianina 474
kasiobianina 402
kaska 39
kasmiry 86
katalana 11 847
kazàka 2 298
kickapoo 102
kimera 2 489
kinyarwanda 360
kiobeô 16
kiorda 5 682
kirgiza 2 127
kirundi 48
kitsoà 1 121
kodava 35
koilioty 15
komiay 42
koreana 9 750
koròka 21
kotava 110
kott 84
koyukon 129
kreôlin'i La Réunion 72
krumen tepo 15
krôasiana 1 877
kôfanina 92
kôrsa 1 198
lakota 365
latina 294 640
laz 81
laôsiana 1 393
lele 12
letôna 11 261
lezgianina 103
limborgisy 916
lingala 1 485
litoanianina 3 374
livônianina 324
loganda 47
lojban 402
loksamborgisy 3 217
lua kasai 27
lugbara 16
lôgô 16
maia 12
makasara 27
malagasy 1 150 019
malay 3 392
malayalam 967
maltey 1 694
mandaìka 25
mandsò 43
mangarongaro 16
maninkakan tatsinanana 12
manksa 1 892
mansaka 24
maori 1 840
mapudungun 660
marathi 781
maria 42
markizanina tavaratra 11
marsaley 78
martuyhunira 70
masedônianina 7 381
mavea 80
maya an'i Yucatán 487
mazandarani 77
meriam 48
meskoakỳ 87
miami 79
midob 46
minnan 886
mongoly 2 219
mongoly tantsisiny 387
mono 12
moriky 22
munsee 60
mwotlap 15
môldava 15
môrônene 12
nahuatl 415
nantikaoka 17
naoràna 129
napolitanina 465
navajo 1 010
nedersaksisy 616
nehiao 85
nenetsy 40
nepaley 1 262
nerlandey 27 034
ngas 15
ngiti 71
nipmuck 28
nobiin 24
nomndaa 36
nooksack 15
norvejiana 5 774
nôrmana 2 568
nôvialy 386
ogaritìka 361
oigoro 553
ojiboey 93
okrainianina 3 435
omaha-ponca 412
opersorbisy 21 603
oridoa 2 008
oriya 283
osage 139
osetiana 527
ozbeka 1 853
pali 616
pampango 101
panjabi 528
papiamento 2 625
pasitoa 950
persana 7 105
pikarda 689
poloney 10 868
portogey 15 183
pônapeanina 130
quapaw 152
quenya 114
rajastani 172
resigarô 17
romainina 9 712
romani 425
romantsa 3 570
rosy 0
ryukyu 210
saienina 133
same tavaratra 1 038
samojisianina 58
samôàna 424
sangô 24
sanisy 141
sanskrity 1 832
santaly 70
sarda 705
sarsii 18
sasiaty 28
seboanô 918
serba-krôata 5 634
sesotho 253
setsoana 93
sherpa 30
sikaotisy 696
silaovaka 3 439
silaovena 12 158
silavo taloha 1 477
sinagoro 26
sindhi 185
singalesa 433
sinoa 21 803
sinoa mandarina 14 098
sinoa tsotra nentindrazana 13
sisilianina 1 522
soahily 3 119
soedoa 56 113
sondanesa 560
songay 2 224
sranan tongo 817
taa 30
tagalaoga 4 652
tahisiana 228
tailandey 5 081
tajiky 1 287
tamily 3 867
tanakirôsy 20
tanana avo 20
tarahumara tampivoany 14
tatara 1 180
telogo 6 794
ter saami 16
tibetàna 749
tibetàna an'i amdo 391
tigrinia 258
tiorka 9 132
tiorkmena 964
tiriô 119
tok pisin 199
topi 94
tovaloànina 39
tovà 218
tsalakia 769
tsamôrô 171
tseka 13 968
tsetsena 416
tsikasao 501
tsinanteky 76
tsitimatsà 28
tsonga 26
tsovasy 521
tsôkotao 107
tujia 96
twi 25
tôkelaoànina 20
tôngà 131
valesa 2 898
venisianina 1 647
vietnamiana 11 872
volapoky 1 142 746
wahau kenyah 26
wallon 1 753
wichita 58
wintu 35
wiyot 17
wolof 682
wyandot 51
xaasongaxango 12
xhosa 217
yaminahua 20
yapeza 39
yi 15
yil 12
yoruba 128
yupik 38
yurok 239
zhongjia 90
zhuang 143
zolo 1 290
ôksitana 6 102
ôrôka 41
ôrômô 59

Statistika momban'ny teny malagasy[Ovay]

Ahoana no anisana ireo teny iditra ireo ?[Ovay]

Izay teny iditra misy na noforonina teto amin'i Wikibolana dia voaisa ao amin'ny isa farany. Ohatra : tany, taniko, taninao, taniny, tanintsika, taninay, taninareo ary taninjareo dia teny iditra valo. mange, mangeons, mangez dia teny iditra telo, anefa o, amin'ny fiteny espaniola, portogey na hafa dia teny iditra iray fotsiny. Ny isa faran'ny teny iditra ato izany dia tsy hoe natambatra fa isan'ny teny samihafa ampaisaina amin'ny fiteny vahiny rehetra.

Ny tantaran'ny Wikibolana amin'ny teny malagasy[Ovay]

Araka ny statistika avoakan'i Wikistatistics ny wikibolana malagasy dia nosokafana tamin'ny taona dimy sy roa arivo. Nandritry ny efa-taona, lahatsoratra zato monja no noforonina. Fa nanomboka tamin'ny volana Martsa-Aprily tamin'ny taona folo sy roa arivo, nihabetsaka hatrany ny isan'ny lahatsoratra nisy : 4000 tamin'ny volana Mey 10500 tamin'ny volana Jolay, 40000 tamin'ny volana aogositra, ary 100000 tamin'ny volana oktobra. Ny antony nibeazan'ny wikibolana malagasy tampotampoka teo dia ny bika matoanteny noforonin'ny rôbô ary noforonin'i Jagwar. Ny fiteny be teny indrindra dia ny teny anglisy, ny teny biolgara ary ny fiteny volapoky.